auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-17 19:30:29 +03:00 committed by root
parent dfe0cd3084
commit 4cdf3a26b2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
"Amin'ny ino, no afako mampitovy ny ôla am'ty taranaka ty? Salan'ino ma zareo? Salan'ny ankizy milalao aigny an-tsena zareo, ze mipetraka sy mifagnantso ary mikoragna hoe: "Nitsoka sodina ho an'nareo zahay, de tsy nandihy anareo. Nagnano hira fisaorana ho an'nareo zahay, de tsy nitomany ana
"Amin'ny ino, no afako mampitovy ny ôla am'ty taranaka ty? Salan'ino ma zareo? Salan'ny ankizy milalao aigny an-tsena zareo, ze mipetraka sy mifagnantso ary mikoragna hoe: "Nitsoka sodina ho an'nareo zahay, de tsy nandihy anareo. Nagnano hira fisaorana ho an'nareo zahay, de tsy nitomany anareo.