auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-26 16:43:38 +08:00 committed by root
parent f139d27cac
commit a4e8f87e8e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hisy famantarana aigny amin'ny masoandro, aigny amin'ny volana, sy aigny amin'ny kintana, ary eto an-tany. Ho tra-pahorena reo firenena, hitaintaina non'ny eron-dranomasina sy reo onja. Hisy leila ho toran'ny tatra sy ny fendrasana reo
Hisy famantarana aigny amin'ny masoandro, aigny amin'ny volana, sy aigny amin'ny kintana, ary eto an-tany. Ho tra-pahorena reo firenena, hitaintaina non'ny eron-dranomasina sy reo onja. Hisy leila ho toran'ny tatra sy ny fendrasana reo ra ze ho avy eto an-tany. Fa ho vôhozongozona ny herin'ny lagnitra.

1
21/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo ho tazan'jareo ny Zanak'Ôla tanga aigny amin'ny rondro mairaka amin'ny hery sy voninahita leibe. Fa rafa manomboka mitranga reo ra reo, de mitsangàna ary hasan