auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-26 16:35:56 +08:00 committed by root
parent 4cba650f49
commit f139d27cac
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Loza ho an'reo ze mitondra vahôka sy ho an'reo mampinono am'zany andro zany! Fa hisy fahorena gedabe akeo amin'ny tany, ary asosena amin'io vahôka io. Ho lavon'ny sabatra zareo ary ho entina ho babo aigny amin'ny firenena daôly, ary Jerosalema de ho vôhosihosin'reo Jentilisa, mandrap
Loza ho an'reo ze mitondra vahôka sy ho an'reo mampinono am'zany andro zany! Fa hisy fahorena gedabe akeo amin'ny tany, ary asosena amin'io vahôka io. Ho lavon'ny sabatra zareo ary ho entina ho babo aigny amin'ny firenena daôly, ary Jerosalema de ho vôhosihosin'reo Jentilisa, mandrapatanteraky ny andron'ny Jentilisa.

1
21/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Hisy famantarana aigny amin'ny masoandro, aigny amin'ny volana, sy aigny amin'ny kintana, ary eto an-tany. Ho tra-pahorena reo firenena, hitaintaina non'ny eron-dranomasina sy reo onja. Hisy leila ho toran'ny tatra sy ny fendrasana reo