auto save
This commit is contained in:
parent
f91675a9bf
commit
1f655c6495
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana takeo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antotra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, ary nampitondra tegna nandritry ny efatra ambefolo taona. Tsisy niala ny tempoly mitsy izy fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka, magnalin'andro. Tam'zany ora zany ndrindra de nagnatona ankeiky an-jareo izy ary nagnomboka nagnome fisaoraka an'Andriamanitra sy nilaza ny momba an'le zaza tamin'ôla
|
Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana takeo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antotra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, ary nampitondra tegna nandritry ny efatra ambefolo taona. Tsisy niala ny tempoly mitsy izy fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka, magnalin'andro. Tam'zany ora zany ndrindra de nagnatona ankeiky an-jareo izy ary nagnomboka nagnome fisaoraka an'Andriamanitra sy nilaza ny momba an'le zaza tamin'ôla daôly ze niandry ny fagnavotana an'i Jerosalema.
|
Loading…
Reference in New Issue