diff --git a/02/36.txt b/02/36.txt index b3cbd99..31053d5 100644 --- a/02/36.txt +++ b/02/36.txt @@ -1 +1 @@ -Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana takeo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antotra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, ary nampitondra tegna nandritry ny efatra ambefolo taona. Tsisy niala ny tempoly mitsy izy fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka, magnalin'andro. Tam'zany ora zany ndrindra de nagnatona ankeiky an-jareo izy ary nagnomboka nagnome fisaoraka an'Andriamanitra sy nilaza ny momba an'le zaza tamin'ôla \ No newline at end of file +Nisy mpaminagny vavy raika antsôvina hoe Ana takeo. Zanakavavin'i Fanoela avy amin'ny foko Asera izy. Tegna antotra izy. Nipetraka niaraka tamin'ny vadiny fito taona tafaran'ny nahavirijiny an'azy izy, ary nampitondra tegna nandritry ny efatra ambefolo taona. Tsisy niala ny tempoly mitsy izy fa nanompo tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka, magnalin'andro. Tam'zany ora zany ndrindra de nagnatona ankeiky an-jareo izy ary nagnomboka nagnome fisaoraka an'Andriamanitra sy nilaza ny momba an'le zaza tamin'ôla daôly ze niandry ny fagnavotana an'i Jerosalema. \ No newline at end of file