plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/25.txt

1 line
509 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-04-30 19:45:05 +00:00
Kanefa lazaiko marina aminareo fa maro ny vevavy mpitondra tegna taigny Israely tamin'ny andron'i Elia, raha nihidy ny lanitra nandritra ny telo taona sy enim-bolana, ary nisy silaona lehibe tonga teo amin'ny tany daôly. Nefa Elia tsy nalefa na tamin'ny raika tamin-jareo aza, fa tao Zerapata any Sidona fogna, taigny amin'ny mpitondra tegna ze nipetraka taigny. Fa betsaka reo boka takao Israely tamin'ny andron'i Elisa mpaminagny, nefa tsisy na de raika tamin-jareo aza sitrana afa-tsy Namàna le Syriana."