auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-30 22:45:05 +03:00 committed by root
parent 33a44922da
commit 33db7a257b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa lazaiko marina aminareo fa maro ny vevavy mpitondra tegna taigny Israely tamin'ny andron'i Elia, raha nihidy ny lanitra nandritra ny telo taona sy enim-bolana, ary nisy silaona lehibe tonga teo amin'ny tany daôly. Nefa Elia tsy nalefa na tamin'ny raika tamin-jareo aza, fa tao Zerapata any Sidona fogna, taigny amin'ny mpitondra tegna ze nipetraka taigny. Fa betsaka reo boka takao Israely tamin'ny andron'i Elisa mpaminagny, nefa tsisy na de raika tamin-jareo aza sitrana afa
Kanefa lazaiko marina aminareo fa maro ny vevavy mpitondra tegna taigny Israely tamin'ny andron'i Elia, raha nihidy ny lanitra nandritra ny telo taona sy enim-bolana, ary nisy silaona lehibe tonga teo amin'ny tany daôly. Nefa Elia tsy nalefa na tamin'ny raika tamin-jareo aza, fa tao Zerapata any Sidona fogna, taigny amin'ny mpitondra tegna ze nipetraka taigny. Fa betsaka reo boka takao Israely tamin'ny andron'i Elisa mpaminagny, nefa tsisy na de raika tamin-jareo aza sitrana afa-tsy Namàna le Syriana."

1
04/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny ôla daôly takao amin'ny Synagoga de enika fasosena rafa naregny an'reo ra reo. Nitsangana zareo, nanery an'Azy hiala ny tanàna, ary nandefa an'Azy taigny an