plt-x-sihanaka_jud_text_reg/01/01.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 1 Joda, mpanompon'i Jesosy Kristy raika, rahalan'i Jakoba, ho an'reo ze antsovina hoe, malala akao amin'Andriamanitra le Ray, sy vôtahiry ho an'i Jesosy Kristy. \v 2 Hampitomboina ho aminareo anie ny famindram-po sy ny fedanana ary ny fitiavana.