\v 1 Joda, mpanompon'i Jesosy Kristy raika, rahalan'i Jakoba, ho an'reo ze antsovina hoe, malala akao amin'Andriamanitra le Ray, sy vĂ´tahiry ho an'i Jesosy Kristy. \v 2 Hampitomboina ho aminareo anie ny famindram-po sy ny fedanana ary ny fitiavana.