auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 17:09:55 +08:00 committed by root
parent 0e70eba126
commit 6b64dfc223
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mamindrà fo am'reo ze misalsala. Vonjeo ary tariho hiala amin'ny afo ny ôla sasagny. Ary ny sasagny indray amindrao fo amin-tatra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo nolotovin'ny nofo aza.
\v 22 \v 23 Mamindrà fo am'reo ze misalsala. Vonjeo ary tariho hiala amin'ny afo ny ôla sasagny. Ary ny sasagny indray amindrao fo amin-tatra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo nolotovin'ny nofo aza.

View File

@ -1 +1 @@
Ary ho an'ze miaro an'nareo mba tsy ho tafitohina, ary hatonga an'nao hijoro akeo agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsiny ary am-pifalina leibe, amin'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra, ny falebiazana, ny fahefana sy ny hery, talohan'ny fotôna daôly, am'zao fotôna zao ary mandrakizay. Amena.
\v 24 \v 25 Ary ho an'ze miaro an'nareo mba tsy ho tafitohina, ary hatonga an'nao hijoro akeo agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsiny ary am-pifalina leibe, amin'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra, ny falebiazana, ny fahefana sy ny hery, talohan'ny fotôna daôly, am'zao fotôna zao ary mandrakizay. Amena.