diff --git a/01/22.txt b/01/22.txt index 2bb0b18..9cb7971 100644 --- a/01/22.txt +++ b/01/22.txt @@ -1 +1 @@ -Mamindrà fo am'reo ze misalsala. Vonjeo ary tariho hiala amin'ny afo ny ôla sasagny. Ary ny sasagny indray amindrao fo amin-tatra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo nolotovin'ny nofo aza. \ No newline at end of file +\v 22 \v 23 Mamindrà fo am'reo ze misalsala. Vonjeo ary tariho hiala amin'ny afo ny ôla sasagny. Ary ny sasagny indray amindrao fo amin-tatra. Mankahalà na de hatramin'ny akanjo nolotovin'ny nofo aza. \ No newline at end of file diff --git a/01/24.txt b/01/24.txt index 7de412a..5b4f80e 100644 --- a/01/24.txt +++ b/01/24.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ho an'ze miaro an'nareo mba tsy ho tafitohina, ary hatonga an'nao hijoro akeo agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsiny ary am-pifalina leibe, amin'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra, ny falebiazana, ny fahefana sy ny hery, talohan'ny fotôna daôly, am'zao fotôna zao ary mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 Ary ho an'ze miaro an'nareo mba tsy ho tafitohina, ary hatonga an'nao hijoro akeo agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsiny ary am-pifalina leibe, amin'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra, ny falebiazana, ny fahefana sy ny hery, talohan'ny fotôna daôly, am'zao fotôna zao ary mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file