auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 16:07:22 +08:00 committed by root
parent 9b8aeee342
commit 36bc360c15
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Enoka, le faha fiton'i Adama, de efa naminagny momba an'reo, niteny hoe: "Indro! Ho avy ny Tompo miaraka am'reo masina amagn'alinalina. Ho avy Izy mba hagnatanteraka ny fitsarna ny ôla daôly. Ho avy Izy hampiaiky ny ôla ratsy fagna daôly tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnany, ary reo teny mafy daôly ze nolazain'ny ôla ratsy fagna hanohitra an'Azy." Reo de mpimonomonon
Ary Enoka, le faha fiton'i Adama, de efa naminagny momba an'reo, niteny hoe: "Indro! Ho avy ny Tompo miaraka am'reo masina amagn'alinalina. Ho avy Izy mba hagnatanteraka ny fitsarna ny ôla daôly. Ho avy Izy hampiaiky ny ôla ratsy fagna daôly tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnany, ary reo teny mafy daôly ze nolazain'ny ôla ratsy fagna hanohitra an'Azy." Reo de mpimonomonona, sy mpimenomenona, ze magnaraka ny filan-dratsin'jareo. Izy reo de mpieboebo fatratra, ze non'ny tombontsoan'jareo manokana, de mandoka ny hafa.