From 36bc360c159e7203f68d89d157e303129971d79d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sat, 23 May 2020 16:07:22 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index ff5e939..c49dcf0 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Enoka, le faha fiton'i Adama, de efa naminagny momba an'reo, niteny hoe: "Indro! Ho avy ny Tompo miaraka am'reo masina amagn'alinalina. Ho avy Izy mba hagnatanteraka ny fitsarna ny ôla daôly. Ho avy Izy hampiaiky ny ôla ratsy fagna daôly tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnany, ary reo teny mafy daôly ze nolazain'ny ôla ratsy fagna hanohitra an'Azy." Reo de mpimonomonon \ No newline at end of file +Ary Enoka, le faha fiton'i Adama, de efa naminagny momba an'reo, niteny hoe: "Indro! Ho avy ny Tompo miaraka am'reo masina amagn'alinalina. Ho avy Izy mba hagnatanteraka ny fitsarna ny ôla daôly. Ho avy Izy hampiaiky ny ôla ratsy fagna daôly tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnany, ary reo teny mafy daôly ze nolazain'ny ôla ratsy fagna hanohitra an'Azy." Reo de mpimonomonona, sy mpimenomenona, ze magnaraka ny filan-dratsin'jareo. Izy reo de mpieboebo fatratra, ze non'ny tombontsoan'jareo manokana, de mandoka ny hafa. \ No newline at end of file