auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 07:50:30 -04:00 committed by root
parent 60603e572b
commit 09dfdabb4d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana\v 21 an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. \v 22 De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra.\v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany.
\v 21 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy?\v 22 Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny.\v 23 De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra.\v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 Otrany zany kô, Rahaba mpivaro-teina tsy nohamarinina taminy asany kô ve izy. Refa nandray reo iraka sy nandifa anjareo tamin'ny lalan-kafa? Fa maty ny teina ra misaraka amin'ny fagna, de toy zany kô ny finôna tsy misy asa de maty.
\v 26 \v 25 Otrany zany kô, Rahaba mpivaro-teina tsy nohamarinina taminy asany kô ve izy. Refa nandray reo iraka sy nandifa anjareo tamin'ny lalan-kafa? Fa maty ny teina ra misaraka amin'ny fagna, de toy zany kô ny finôna tsy misy asa de maty.