auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 02:31:19 -04:00 committed by root
parent a77b37327b
commit 60603e572b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatra ma, ry leila adala, hoe naôna ny finôna tsy misy asa no maty?"]
\v 18 Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pinôna anao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny finôna tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny finônako amin'ny alalan'ny asako.\v 19 Enao de mino fa raika iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo demonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo.\v 20 Tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny finôna de tsy misy ilananazy? [Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasany dia mamaky hoe: "Tenareo ho fantatra ma, ry leila adala, hoe naôna ny finôna tsy misy asa no maty?"]

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra. Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany.
\v 23 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana\v 21 an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. \v 22 De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra.\v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany.