auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-21 08:18:16 -04:00 committed by root
parent 41e2145392
commit 5ac23c5eb1
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 3 \v 5 Fa na Titosy aza, ze niaraka taminà no sady Grika, de notera ho voafora. Niditra nangingina reo rala sandoka nitsikilo ny fahafahana anananay ao amin'ny Kristy Jesosy. Naniry ny hagnadevo anay zareo, fa tsy nety nagnaiky azy re nade fotoana kely aza zany, mba hitoeran'ny fahamarignan'ny filazantsara aminareo
\v 3 Fa na Titosy aza, ze niaraka taminà no sady Grika, de notera ho voafora.\v 4 Niditra nangingina reo rala sandoka nitsikilo ny fahafahana anananay ao amin'ny Kristy Jesosy. Naniry ny hagnadevo anay zareo,\v 5 fa tsy nety nagnaiky azy re nade fotoana kely aza zany, mba hitoeran'ny fahamarignan'ny filazantsara aminareo

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 Fa reo ze noevitra ho manandanja,(na ino na ino izy reo de tsy mampagninona ana Andriamanitra de tsy miangatra)_ lazaiko reo ze hevitra mandanja de tsy nanampy ninoninona tamina. Mifanoitra amin'zany, itan'jareo fa fanakianana ny filazantsara hoan'dreo ze tsy voafara za, takany nanakianana an'i Petera ny filazantsara hoan'dreo ze voafora, Fa Andriamanitra, ze niasa teo amin'ny Petera ho aminy maha-postoly ho an'dreo ze voafora, de niasa tato amina iany kô hoan'dreo Jentilisa.
\v 6 Fa reo ze noevitra ho manandanja,(na ino na ino izy reo de tsy mampagninona ana Andriamanitra de tsy miangatra)_ lazaiko reo ze hevitra mandanja de tsy nanampy ninoninona tamina.\v 7 Mifanoitra amin'zany, itan'jareo fa fanakianana ny filazantsara hoan'dreo ze tsy voafara za, takany nanakianana an'i Petera ny filazantsara hoan'dreo ze voafora,\v 8 Fa Andriamanitra, ze niasa teo amin'ny Petera ho aminy maha-postoly ho an'dreo ze voafora, de niasa tato amina iany kô hoan'dreo Jentilisa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, fantatra fa anisan'dreo ze nanorigna fiangonana, rafa nafantatra ny fahasoavana izay nomena ana, de nagnome tagnana akavanan'ny fiombognana ho ana sy Barnabasy izy reo. Nataon'dreo ze nagnafahana ana makeny amin'ny Jentili,a
\v 10 \v 9 I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, fantatra fa anisan'dreo ze nanorigna fiangonana, rafa nafantatra ny fahasoavana izay nomena ana, de nagnome tagnana akavanan'ny fiombognana ho ana sy Barnabasy izy reo. Nataon'dreo ze nagnafahana anà mankaigny amin'ny Jentilisa