auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-21 08:18:16 -04:00 committed by root
parent c56cad0f8f
commit 41e2145392
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Efatra ambefolo taona taty afara de niakatra nakeny Jerosalema indraika za niaraka tamin'ny Barnabasy, de nitondra an'i Titosy niaraka tamina. Nikatra akeny nony fanambaragna raika za ary nametraka teo amin'jareo ny filazantsara ze toriko akeo amin'jareo Jentilisa. Niresaka tamin'jareo nitôkana zay noeverina ho manandanja za, mba hazahôgna antoka fa tsy niazakazaka na efa niazakazaka very maigna za.
\v 1 Efatra ambefolo taona taty afara de niakatra nakeny Jerosalema indraika za niaraka tamin'ny Barnabasy, de nitondra an'i Titosy niaraka tamina.\v 2 Nikatra akeny nony fanambaragna raika za ary nametraka teo amin'jareo ny filazantsara ze toriko akeo amin'jareo Jentilisa. Niresaka tamin'jareo nitôkana zay noeverina ho manandanja za, mba hazahôgna antoka fa tsy niazakazaka na efa niazakazaka very maigna za.

View File

@ -1 +1 @@
Fa na Titosy aza, ze niaraka tamina no sady Grika, de notera ho voafora. Niditra nangingina reo rala sandoka nitsikilo ny fahafahana anananay ao amin'ny Kristy Jesosy. Naniry ny hagnadevo anay zareo, fa tsy nety nagnaiky azy re nade fotoana kely aza zany, mba hitoeran'ny fahamarignan'ny filazantsara aminareo
\v 4 \v 3 \v 5 Fa na Titosy aza, ze niaraka taminà no sady Grika, de notera ho voafora. Niditra nangingina reo rala sandoka nitsikilo ny fahafahana anananay ao amin'ny Kristy Jesosy. Naniry ny hagnadevo anay zareo, fa tsy nety nagnaiky azy re nade fotoana kely aza zany, mba hitoeran'ny fahamarignan'ny filazantsara aminareo

View File

@ -1 +1 @@
Fa reo ze noevitra ho manandanja,(na ino na ino izy reo de tsy mampagninona ana Andriamanitra de tsy miangatra)_ lazaiko reo ze hevitra mandanja de tsy nanampy ninoninona tamina. Mifanoitra amin'zany, itan'jareo fa fanakianana ny filazantsara hoan'dreo ze tsy voafara za, takany nanakianana an'i Petera ny filazantsara hoan'dreo ze voafora, Fa Andriamanitra, ze niasa teo amin'ny Petera ho aminy maha-postoly ho an'dreo ze voafora, de niasa tato amina iany kô hoan'dreo Jentilisa.
\v 6 \v 7 \v 8 Fa reo ze noevitra ho manandanja,(na ino na ino izy reo de tsy mampagninona ana Andriamanitra de tsy miangatra)_ lazaiko reo ze hevitra mandanja de tsy nanampy ninoninona tamina. Mifanoitra amin'zany, itan'jareo fa fanakianana ny filazantsara hoan'dreo ze tsy voafara za, takany nanakianana an'i Petera ny filazantsara hoan'dreo ze voafora, Fa Andriamanitra, ze niasa teo amin'ny Petera ho aminy maha-postoly ho an'dreo ze voafora, de niasa tato amina iany kô hoan'dreo Jentilisa.

View File

@ -1 +1 @@
I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, fantatra fa anisan'dreo ze nanorigna fiangonana, rafa nafantatra ny fahasoavana izay nomena ana, de nagnome tagnana akavanan'ny fiombognana ho ana sy Barnabasy izy reo. Nataon'dreo ze nagnafahana ana makeny amin'ny Jentili,a
\v 9 \v 10 I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, fantatra fa anisan'dreo ze nanorigna fiangonana, rafa nafantatra ny fahasoavana izay nomena ana, de nagnome tagnana akavanan'ny fiombognana ho ana sy Barnabasy izy reo. Nataon'dreo ze nagnafahana ana makeny amin'ny Jentili,a

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa ino no koragnin'ny Soratra Masina? " Alefao akaigny ny andevo vaiavy mbamin'ny zagnany leila. Fa ny zanakalain'ny andevo vaiavy tsy hizara lova miaraka amin'ny zanaka lain'ny vaiavy miaigna malalaka." No izany ry raalà, tsy zanaky ny andevo vaiavy tsika, fa zanaky ny vaiavy miaina amin-kalalahana.
\v 30 Kanefa ino no koragnin'ny Soratra Masina? " Alefao akaigny ny andevo vaiavy mbamin'ny zagnany leila. Fa ny zanakalain'ny andevo vaiavy tsy hizara lova miaraka amin'ny zanaka lain'ny vaiavy miaigna malalaka."\v 31 No izany ry raalà, tsy zanaky ny andevo vaiavy tsika, fa zanaky ny vaiavy miaina amin-kalalahana.