Mon Jun 08 2020 18:46:52 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:46:52 +03:00
parent fa548549fe
commit c1684a827d
7 changed files with 13 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon'afaka.
\v 5 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. \v 6 Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. \v 7 Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, \v 8 satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon'afaka.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Farany, mahereza akao amin'ny Tompo sy amin'ny tanjaky ny heriny. Itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafanao mitsangana manohitra ny tetiky ny devoly.
\v 10 Farany, mahereza akao amin'ny Tompo sy amin'ny tanjaky ny heriny. \v 11 Itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafanao mitsangana manohitra ny tetiky ny devoly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Fa ny adintsika de tsy magnohitra ny nofo sy rà. Fa kosa, magnohitra ny fanjakana sy ny faefana ara-panahy sy reo mpanapaky ny fahamaizignan-dratsy, magnohitra an'reo fanahy ratsy aigny amin'ny fitoeran-dagnitra. Noho zany itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafahanareo mitsangana am'zao andron'ny ratsy zao, ary rafa vitanareo ny ra daôly, de hahatohitra anareo.
\v 12 Fa ny adintsika de tsy magnohitra ny nofo sy rà. Fa kosa, magnohitra ny fanjakana sy ny faefana ara-panahy sy reo mpanapaky ny fahamaizignan-dratsy, magnohitra an'reo fanahy ratsy aigny amin'ny fitoeran-dagnitra. \v 13 Noho zany itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafahanareo mitsangana am'zao andron'ny ratsy zao, ary rafa vitanareo ny ra daôly, de hahatohitra anareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Mitsangàna, noho zany, rafa avy nagnano ny fekibon'ny fahamarinana sy ny fiarôvan-tratran'ny fahitsiana anareo. Ary salan'ny kiraro ho an'ny tongotrareo, de hapetaho ny fahavognonana hitory ny filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny ra daôly de raiso ny ampigan'ny finoana, ze ahafanareo manohitra reo zana-tsipika miretr'afon'le ratsy.
\v 14 Mitsangàna, noho zany, rafa avy nagnano ny fekibon'ny fahamarinana sy ny fiarôvan-tratran'ny fahitsiana anareo. \v 15 Ary salan'ny kiraro ho an'ny tongotrareo, de hapetaho ny fahavognonana hitory ny filazantsaran'ny fihavanana. \v 16 Amin'ny ra daôly de raiso ny ampigan'ny finoana, ze ahafanareo manohitra reo zana-tsipika miretr'afon'le ratsy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Ary raiso ny aro-lôhan'ny famonjena sy ny sabatry ny Fanahy, ze tenin'Andriamanitra. Amin'ny vavaka sy ny fangatahana daôly, de mivavaha amin'ny Fanahy amin'ny fotôna daôly. Am'zany fomba fisainana zany, de miambesa hatraigny amin'ny faharetana daôly, rafa manolotra vavaka ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra anareo.
\v 17 Ary raiso ny aro-lôhan'ny famonjena sy ny sabatry ny Fanahy, ze tenin'Andriamanitra. \v 18 Amin'ny vavaka sy ny fangatahana daôly, de mivavaha amin'ny Fanahy amin'ny fotôna daôly. Am'zany fomba fisainana zany, de miambesa hatraigny amin'ny faharetana daôly, rafa manolotra vavaka ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra anareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Ary mivavaha ho anà, mbô hisy hafatra amena anà rafa magnokatra ny vavako za. Mivavaha mbô afahako mampafantatra amin'ny fasahiana, ny famarinana misitrika momba ny filazantsara. Ho an'ny filazantsara no maha ambasadôro vôfatotra amin'ny gadra anà, mbô ahafako magnambara an'zany am-pasahina, raha tsy maintsy hitare za.
\v 19 Ary mivavaha ho anà, mbô hisy hafatra amena anà rafa magnokatra ny vavako za. Mivavaha mbô afahako mampafantatra amin'ny fasahiana, ny famarinana misitrika momba ny filazantsara. \v 20 Ho an'ny filazantsara no maha ambasadôro vôfatotra amin'ny gadra anà, mbô ahafako magnambara an'zany am-pasahina, raha tsy maintsy hitare za.

View File

@ -97,6 +97,12 @@
"05-31",
"06-title",
"06-01",
"06-04"
"06-04",
"06-05",
"06-09",
"06-10",
"06-12",
"06-14",
"06-17"
]
}