From c1684a827d308f455fa07716b363f7ddb4de8e6b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 18:46:52 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 18:46:52 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 06/05.txt | 2 +- 06/10.txt | 2 +- 06/12.txt | 2 +- 06/14.txt | 2 +- 06/17.txt | 2 +- 06/19.txt | 2 +- manifest.json | 8 +++++++- 7 files changed, 13 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/06/05.txt b/06/05.txt index 0be8cb3..baa69d0 100644 --- a/06/05.txt +++ b/06/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon'afaka. \ No newline at end of file +\v 5 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. \v 6 Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. \v 7 Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, \v 8 satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon'afaka. \ No newline at end of file diff --git a/06/10.txt b/06/10.txt index 9d3221e..c6a65c4 100644 --- a/06/10.txt +++ b/06/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Farany, mahereza akao amin'ny Tompo sy amin'ny tanjaky ny heriny. Itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafanao mitsangana manohitra ny tetiky ny devoly. \ No newline at end of file +\v 10 Farany, mahereza akao amin'ny Tompo sy amin'ny tanjaky ny heriny. \v 11 Itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafanao mitsangana manohitra ny tetiky ny devoly. \ No newline at end of file diff --git a/06/12.txt b/06/12.txt index 0894cb8..2dbed1e 100644 --- a/06/12.txt +++ b/06/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Fa ny adintsika de tsy magnohitra ny nofo sy rà. Fa kosa, magnohitra ny fanjakana sy ny faefana ara-panahy sy reo mpanapaky ny fahamaizignan-dratsy, magnohitra an'reo fanahy ratsy aigny amin'ny fitoeran-dagnitra. Noho zany itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafahanareo mitsangana am'zao andron'ny ratsy zao, ary rafa vitanareo ny ra daôly, de hahatohitra anareo. \ No newline at end of file +\v 12 Fa ny adintsika de tsy magnohitra ny nofo sy rà. Fa kosa, magnohitra ny fanjakana sy ny faefana ara-panahy sy reo mpanapaky ny fahamaizignan-dratsy, magnohitra an'reo fanahy ratsy aigny amin'ny fitoeran-dagnitra. \v 13 Noho zany itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafahanareo mitsangana am'zao andron'ny ratsy zao, ary rafa vitanareo ny ra daôly, de hahatohitra anareo. \ No newline at end of file diff --git a/06/14.txt b/06/14.txt index 1c3ebe6..0be849b 100644 --- a/06/14.txt +++ b/06/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Mitsangàna, noho zany, rafa avy nagnano ny fekibon'ny fahamarinana sy ny fiarôvan-tratran'ny fahitsiana anareo. Ary salan'ny kiraro ho an'ny tongotrareo, de hapetaho ny fahavognonana hitory ny filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny ra daôly de raiso ny ampigan'ny finoana, ze ahafanareo manohitra reo zana-tsipika miretr'afon'le ratsy. \ No newline at end of file +\v 14 Mitsangàna, noho zany, rafa avy nagnano ny fekibon'ny fahamarinana sy ny fiarôvan-tratran'ny fahitsiana anareo. \v 15 Ary salan'ny kiraro ho an'ny tongotrareo, de hapetaho ny fahavognonana hitory ny filazantsaran'ny fihavanana. \v 16 Amin'ny ra daôly de raiso ny ampigan'ny finoana, ze ahafanareo manohitra reo zana-tsipika miretr'afon'le ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/06/17.txt b/06/17.txt index 5c52244..e3660a7 100644 --- a/06/17.txt +++ b/06/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Ary raiso ny aro-lôhan'ny famonjena sy ny sabatry ny Fanahy, ze tenin'Andriamanitra. Amin'ny vavaka sy ny fangatahana daôly, de mivavaha amin'ny Fanahy amin'ny fotôna daôly. Am'zany fomba fisainana zany, de miambesa hatraigny amin'ny faharetana daôly, rafa manolotra vavaka ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra anareo. \ No newline at end of file +\v 17 Ary raiso ny aro-lôhan'ny famonjena sy ny sabatry ny Fanahy, ze tenin'Andriamanitra. \v 18 Amin'ny vavaka sy ny fangatahana daôly, de mivavaha amin'ny Fanahy amin'ny fotôna daôly. Am'zany fomba fisainana zany, de miambesa hatraigny amin'ny faharetana daôly, rafa manolotra vavaka ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra anareo. \ No newline at end of file diff --git a/06/19.txt b/06/19.txt index a24461d..52fbaef 100644 --- a/06/19.txt +++ b/06/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Ary mivavaha ho anà, mbô hisy hafatra amena anà rafa magnokatra ny vavako za. Mivavaha mbô afahako mampafantatra amin'ny fasahiana, ny famarinana misitrika momba ny filazantsara. Ho an'ny filazantsara no maha ambasadôro vôfatotra amin'ny gadra anà, mbô ahafako magnambara an'zany am-pasahina, raha tsy maintsy hitare za. \ No newline at end of file +\v 19 Ary mivavaha ho anà, mbô hisy hafatra amena anà rafa magnokatra ny vavako za. Mivavaha mbô afahako mampafantatra amin'ny fasahiana, ny famarinana misitrika momba ny filazantsara. \v 20 Ho an'ny filazantsara no maha ambasadôro vôfatotra amin'ny gadra anà, mbô ahafako magnambara an'zany am-pasahina, raha tsy maintsy hitare za. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 62ca6a6..0993e9a 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -97,6 +97,12 @@ "05-31", "06-title", "06-01", - "06-04" + "06-04", + "06-05", + "06-09", + "06-10", + "06-12", + "06-14", + "06-17" ] } \ No newline at end of file