Mon Jun 08 2020 18:40:49 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:40:50 +03:00
parent 99670e0eee
commit 8d660a585b
6 changed files with 10 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, ze azo antoka ho an'ny lovan-tsika mandrapazahôtsika tanteraka an'zany, ho fiderana ny voninahiny.
\v 13 Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, \v 14 ze azo antoka ho an'ny lovan-tsika mandrapazahôtsika tanteraka an'zany, ho fiderana ny voninahiny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Noho zany antony zany, hatamin'ny narignesako ny finoanareo ny Tompo Jesosy ary ny fitiavanareo reo ôlo-masiny daôly, de tsy mitsatra ny misaotra an'Andriamanitra za ny aminareo ary tsarôvako am-bavaka anareo.
\v 15 Noho zany antony zany, hatamin'ny narignesako ny finoanareo ny Tompo Jesosy ary ny fitiavanareo reo ôlo-masiny daôly, \v 16 de tsy mitsatra ny misaotra an'Andriamanitra za ny aminareo ary tsarôvako am-bavaka anareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Mivavaka za mbô ny Andriamanitr'i Jesosy hagnome an'nareo ny fanahin'ny fahendrena sy fagnambarana amin'ny falalana an'Azy. Mivavaka za mbô hagnazavany ny mason'ny fonareo, mbô afantaranareo ny toky ze nagnantsovany an'nareo sy ny haren'ny voninahitry ny lova akeo am'reo ôlo-masin'Andriamanitra daôly.
\v 17 Mivavaka za mbô ny Andriamanitr'i Jesosy hagnome an'nareo ny fanahin'ny fahendrena sy fagnambarana amin'ny falalana an'Azy. \v 18 Mivavaka za mbô hagnazavany ny mason'ny fonareo, mbô afantaranareo ny toky ze nagnantsovany an'nareo sy ny haren'ny voninahitry ny lova akeo am'reo ôlo-masin'Andriamanitra daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy rafa natsangany tamin'ny maty Izy ary napetragny takeo an-tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Kristy de napetragny ho ambonin'ny lalàna sy ny faefana ary ny hery sy fitsarana, ary ny agnarana daôly ze misy. Hanapaka Kristy, tsy ho am'zao vanim-potôna zao fôgna, fa ho amin'ny vanim-potôna ho avy kô.
\v 19 Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. \v 20 Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy rafa natsangany tamin'ny maty Izy ary napetragny takeo an-tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. \v 21 Kristy de napetragny ho ambonin'ny lalàna sy ny faefana ary ny hery sy fitsarana, ary ny agnarana daôly ze misy. Hanapaka Kristy, tsy ho am'zao vanim-potôna zao fôgna, fa ho amin'ny vanim-potôna ho avy kô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Napetrak'Andriamanitra ho akao ambanin'ny tongotr'i Kristy ny ra daôly ary natolony ho lôhan'ny ra daôly akao amin'ny fiangonana Izy. Ny fiangonana no vatagny, le fafenôn'le mameno ny ra daôly amin'ny endrigny daôly.
\v 22 Napetrak'Andriamanitra ho akao ambanin'ny tongotr'i Kristy ny ra daôly ary natolony ho lôhan'ny ra daôly akao amin'ny fiangonana Izy. \v 23 Ny fiangonana no vatagny, le fafenôn'le mameno ny ra daôly amin'ny endrigny daôly.

View File

@ -46,6 +46,11 @@
"01-05",
"01-07",
"01-09",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-17",
"01-19",
"02-title",
"02-01",
"02-04",