diff --git a/01/13.txt b/01/13.txt index e5f01e3..9f2b2fc 100644 --- a/01/13.txt +++ b/01/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, ze azo antoka ho an'ny lovan-tsika mandrapazahôtsika tanteraka an'zany, ho fiderana ny voninahiny. \ No newline at end of file +\v 13 Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, \v 14 ze azo antoka ho an'ny lovan-tsika mandrapazahôtsika tanteraka an'zany, ho fiderana ny voninahiny. \ No newline at end of file diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index 1192ac5..98ad614 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Noho zany antony zany, hatamin'ny narignesako ny finoanareo ny Tompo Jesosy ary ny fitiavanareo reo ôlo-masiny daôly, de tsy mitsatra ny misaotra an'Andriamanitra za ny aminareo ary tsarôvako am-bavaka anareo. \ No newline at end of file +\v 15 Noho zany antony zany, hatamin'ny narignesako ny finoanareo ny Tompo Jesosy ary ny fitiavanareo reo ôlo-masiny daôly, \v 16 de tsy mitsatra ny misaotra an'Andriamanitra za ny aminareo ary tsarôvako am-bavaka anareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 5f9e375..39f9d9e 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Mivavaka za mbô ny Andriamanitr'i Jesosy hagnome an'nareo ny fanahin'ny fahendrena sy fagnambarana amin'ny falalana an'Azy. Mivavaka za mbô hagnazavany ny mason'ny fonareo, mbô afantaranareo ny toky ze nagnantsovany an'nareo sy ny haren'ny voninahitry ny lova akeo am'reo ôlo-masin'Andriamanitra daôly. \ No newline at end of file +\v 17 Mivavaka za mbô ny Andriamanitr'i Jesosy hagnome an'nareo ny fanahin'ny fahendrena sy fagnambarana amin'ny falalana an'Azy. \v 18 Mivavaka za mbô hagnazavany ny mason'ny fonareo, mbô afantaranareo ny toky ze nagnantsovany an'nareo sy ny haren'ny voninahitry ny lova akeo am'reo ôlo-masin'Andriamanitra daôly. \ No newline at end of file diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index 2dfb97d..049a323 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy rafa natsangany tamin'ny maty Izy ary napetragny takeo an-tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Kristy de napetragny ho ambonin'ny lalàna sy ny faefana ary ny hery sy fitsarana, ary ny agnarana daôly ze misy. Hanapaka Kristy, tsy ho am'zao vanim-potôna zao fôgna, fa ho amin'ny vanim-potôna ho avy kô. \ No newline at end of file +\v 19 Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. \v 20 Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy rafa natsangany tamin'ny maty Izy ary napetragny takeo an-tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. \v 21 Kristy de napetragny ho ambonin'ny lalàna sy ny faefana ary ny hery sy fitsarana, ary ny agnarana daôly ze misy. Hanapaka Kristy, tsy ho am'zao vanim-potôna zao fôgna, fa ho amin'ny vanim-potôna ho avy kô. \ No newline at end of file diff --git a/01/22.txt b/01/22.txt index 389116f..e156f13 100644 --- a/01/22.txt +++ b/01/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Napetrak'Andriamanitra ho akao ambanin'ny tongotr'i Kristy ny ra daôly ary natolony ho lôhan'ny ra daôly akao amin'ny fiangonana Izy. Ny fiangonana no vatagny, le fafenôn'le mameno ny ra daôly amin'ny endrigny daôly. \ No newline at end of file +\v 22 Napetrak'Andriamanitra ho akao ambanin'ny tongotr'i Kristy ny ra daôly ary natolony ho lôhan'ny ra daôly akao amin'ny fiangonana Izy. \v 23 Ny fiangonana no vatagny, le fafenôn'le mameno ny ra daôly amin'ny endrigny daôly. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 96af6d4..e0761ef 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -46,6 +46,11 @@ "01-05", "01-07", "01-09", + "01-11", + "01-13", + "01-15", + "01-17", + "01-19", "02-title", "02-01", "02-04",