Sat Jun 06 2020 15:26:42 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 15:26:42 +03:00
commit 55a082bf84
24 changed files with 36 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, Apostolin'i Kristy Jesosy araka ny sitrapon'Andriamanitra, ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra aigny Efesosy, ze matoky akao am' Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarina: Misy fandikan-teny sasagny magnala ny hoe: "Akao Efesosy" saingy mety akao amin'ny taratasin'i Paoly vôlôny zany.] Ho aminareo anie ny fasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 Deraina anie ny Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika, ze nitahy antsika tao amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-panahy daôly avy aigny an-dagnitra akao alin'i Kristy. Andriamanitra nifidy antsika takao amin'Azy hatramin'ny fentombôn'zao tontolo zao mbô ho masina sy tsy manan-tsigny akao agnatreny tsikana.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 \v 6 Andriamanitra de nisafidy antsika melô ho amin'ny fananganana ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy araka ny sitrapony. Ny fananganana antsika de mitondra amin'ny fiderana ny fasoavana be voninatra ze nameny antsikana maimaim-pôgna takao am'le raika ze tieny.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 \v 8 Akao amin'i Kristy Jesosy de nahazo fagnavotana amin'ny rany sy ny famelankeloka tsikana, araka ny harem-pasoavany. Natsangany tamintsikana tamin'ny fahendrena sy halalana daôly zany fasoavana zany.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 Nataon'Andriamanitra fantatra tamitsika ny zava-miafin'ny sitrapony, araka ze tieny sy ze nasehony takao amin'i Kristy, niaraka tamin'ny fandaharana raika amin'ny fafenon'ny fotôna, hagnangonana ny ra daôly, aty an-tany sy aigny an-dagnitra, ho lôha raika, na Kristy aza.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 \v 12 Akao amin'i Kristy de vôtendry ho mpandova tsikana. Nofidina melô araka ny fandaharanle mampiasa ny ra daôly araka ny tanjon'ny sitrapony tsikana. Andriamanitra nanendry antsika ho mpandova mbô ho tsika no managna fatokisana vôlôny akao amin'i Kristy, mbô ho fiderana ny voninahiny tsikana.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 \v 14 Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, ze azo antoka ho an'ny lovan-tsika mandrapazahôtsika tanteraka an'zany, ho fiderana ny voninahiny.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 \v 16 Noho zany antony zany, hatamin'ny narignesako ny finoanareo ny Tompo Jesosy ary ny fitiavanareo reo ôlo-masiny daôly, de tsy mitsatra ny misaotra an'Andriamanitra za ny aminareo ary tsarôvako am-bavaka anareo.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 18 Mivavaka za mbô ny Andriamanitr'i Jesosy hagnome an'nareo ny fanahin'ny fahendrena sy fagnambarana amin'ny falalana an'Azy. Mivavaka za mbô hagnazavany ny mason'ny fonareo, mbô afantaranareo ny toky ze nagnantsovany an'nareo sy ny haren'ny voninahitry ny lova akeo am'reo ôlo-masin'Andriamanitra daôly.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy rafa natsangany tamin'ny maty Izy ary napetragny takeo an-tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Kristy de napetragny ho ambonin'ny lalàna sy ny faefana ary ny hery sy fitsarana, ary ny agnarana daôly ze misy. Hanapaka Kristy, tsy ho am'zao vanim-potôna zao fôgna, fa ho amin'ny vanim-potôna ho avy kô.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 \v 23 Napetrak'Andriamanitra ho akao ambanin'ny tongotr'i Kristy ny ra daôly ary natolony ho lôhan'ny ra daôly akao amin'ny fiangonana Izy. Ny fiangonana no vatagny, le fafenôn'le mameno ny ra daôly amin'ny endrigny daôly.

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Ry zanaka, magnikesa ny ray sy reninareo akao amin'ny Tompo, satria mety zany. "Hajao ny rainao sy ny reninao" (zany no didy vôlôny misy fampanantenana), mbô hahita soa anao ary mbô ho lava andro iaignana aketo ambonin'ny tany.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo ray, aza mitondra ny zanakareo ho amin'ny fasosorana. Fa kosa, tazao amin'ny fitsipika sy reo fampenaran'ny Tompo zareo.

1
06/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon'afaka.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Anareo Tompo, magnanôva salan'ny reo ra reo kô amin'ny mpanomponareo. Aza mpampihorohoro an'jareo. Fantatrareo fa Izt ze sady Tomponareo no Tompon'jareo de aigny an-dagnitra, ary tsisy fingarana akao amin'Azy'

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 \v 11 Farany, mahereza akao amin'ny Tompo sy amin'ny tanjaky ny heriny. Itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafanao mitsangana manohitra ny tetiky ny devoly.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 \v 13 Fa ny adintsika de tsy magnohitra ny nofo sy rà. Fa kosa, magnohitra ny fanjakana sy ny faefana ara-panahy sy reo mpanapaky ny fahamaizignan-dratsy, magnohitra an'reo fanahy ratsy aigny amin'ny fitoeran-dagnitra. Noho zany itafio ny fiadian'Andriamanitra daôly, mbô ahafahanareo mitsangana am'zao andron'ny ratsy zao, ary rafa vitanareo ny ra daôly, de hahatohitra anareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Mitsangàna, noho zany, rafa avy nagnano ny fekibon'ny fahamarinana sy ny fiarôvan-tratran'ny fahitsiana anareo. Ary salan'ny kiraro ho an'ny tongotrareo, de hapetaho ny fahavognonana hitory ny filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny ra daôly de raiso ny ampigan'ny finoana, ze ahafanareo manohitra reo zana-tsipika miretr'afon'le ratsy.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 18 Ary raiso ny aro-lôhan'ny famonjena sy ny sabatry ny Fanahy, ze tenin'Andriamanitra. Amin'ny vavaka sy ny fangatahana daôly, de mivavaha amin'ny Fanahy amin'ny fotôna daôly. Am'zany fomba fisainana zany, de miambesa hatraigny amin'ny faharetana daôly, rafa manolotra vavaka ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra anareo.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 \v 20 Ary mivavaha ho anà, mbô hisy hafatra amena anà rafa magnokatra ny vavako za. Mivavaha mbô afahako mampafantatra amin'ny fasahiana, ny famarinana misitrika momba ny filazantsara. Ho an'ny filazantsara no maha ambasadôro vôfatotra amin'ny gadra anà, mbô ahafako magnambara an'zany am-pasahina, raha tsy maintsy hitare za.

1
06/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 \v 22 Tykiko, le rahalà malala sy mpanompo matoky akao amin'ny Tompo, no hampafantatra an'nareo ny ra daôly, mbô afantaranareo ze ataoko. Nirahiko taminareo izy noho io tanjona io ndrindraka, mbô afantaranareo reo ra momba an'nay, ary mbô afahanay mampahery ny fonareo.

1
06/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 \v 24 Fiadanana ho amin'reo rahalà, ary ny fitiavana miaraka amin'ny finoana avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy. Ny fahasoavana anie ho am'ze daôly te an'i Jesosy Kristy Tompotsika amin'ny fitiavana tsy maty mandrakizay.

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -25,3 +26,10 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> d3ad186453c972ae6f7c25c1cb8879763398a524

View File

@ -25,7 +25,8 @@
"id": "reg"
},
"translators": [
"PLT-MAD010"
"PLT-MAD010",
"MAD012"
],
"source_translations": [
{
@ -79,6 +80,9 @@
"04-20",
"04-23",
"04-28",
"04-31"
"04-31",
"06-title",
"front-title",
"01-01"
]
}