plt-x-sihanaka_eph_text_reg/06/14.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 14 \v 15 \v 16 Mitsangàna, noho zany, rafa avy nagnano ny fekibon'ny fahamarinana sy ny fiarôvan-tratran'ny fahitsiana anareo. Ary salan'ny kiraro ho an'ny tongotrareo, de hapetaho ny fahavognonana hitory ny filazantsaran'ny fihavanana. Amin'ny ra daôly de raiso ny ampigan'ny finoana, ze ahafanareo manohitra reo zana-tsipika miretr'afon'le ratsy.