auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-24 15:16:53 +03:00 committed by root
parent 8a61120a0b
commit 17d41cf62f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy
Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy rafa natsangany tamin'ny maty Izy ary napetragny takeo an-tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Kristy de napetragny ho ambonin'ny lalàna sy ny faefana ary ny hery sy fitsarana, ary ny agnarana daôly ze misy. Hanapaka Kristy, tsy ho am'zao