From 17d41cf62fdcd0326db87aa40cce0a7243746550 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Fri, 24 Apr 2020 15:16:53 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 01/19.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index b3bf48e..c06c96d 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy \ No newline at end of file +Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy rafa natsangany tamin'ny maty Izy ary napetragny takeo an-tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Kristy de napetragny ho ambonin'ny lalàna sy ny faefana ary ny hery sy fitsarana, ary ny agnarana daôly ze misy. Hanapaka Kristy, tsy ho am'zao \ No newline at end of file