plt-x-sihanaka_eph_text_reg/01/13.txt

1 line
298 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 13 Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, \v 14 ze azo antoka ho an'ny lovan-tsika mandrapazahôtsika tanteraka an'zany, ho fiderana ny voninahiny.