plt-x-sihanaka_eph_text_reg/01/22.txt

1 line
234 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 22 Napetrak'Andriamanitra ho akao ambanin'ny tongotr'i Kristy ny ra daôly ary natolony ho lôhan'ny ra daôly akao amin'ny fiangonana Izy. \v 23 Ny fiangonana no vatagny, le fafenôn'le mameno ny ra daôly amin'ny endrigny daôly.