plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/32.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 32 No zany zahay miteny aminareo ny filazantsar ze nampagnategnan'Andriamanitra tamin'ny raintsika ze efa tanterany ho antsika,\v 33 zanak'izy reo, tamin'ny nananganany an'i Jesosy. Arak'ze efa vôsoratra akao amin'ny salamo faroa hoe: "Zanako enao, gniany de tonga Rainao za." \v 34 Ny antony nananganana an'azy tamin'ny maty de ny mba tsy hahasimba mandrakizy ny vatagny, Andriamanitra nitare salan'zao: "Homeko an'nareo ny fitahiana masina sy azo antoka nampagnantegnana an'i Davida."