\v 32 No zany zahay miteny aminareo ny filazantsar ze nampagnategnan'Andriamanitra tamin'ny raintsika ze efa tanterany ho antsika,\v 33 zanak'izy reo, tamin'ny nananganany an'i Jesosy. Arak'ze efa vĂ´soratra akao amin'ny salamo faroa hoe: "Zanako enao, gniany de tonga Rainao za." \v 34 Ny antony nananganana an'azy tamin'ny maty de ny mba tsy hahasimba mandrakizy ny vatagny, Andriamanitra nitare salan'zao: "Homeko an'nareo ny fitahiana masina sy azo antoka nampagnantegnana an'i Davida."