auto save
This commit is contained in:
parent
5da5c9cbfd
commit
ff79efb4d5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy
|
||||
Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy nagnome torolalana fa tokony hitandrina ny tegnany amin'ny ra vita sorogna ho an'ny sampy zareo, avy amin'ny rà, avy am'ze nokedaina, sy avy amin'ny fijangajangana. Avekeo de nalain'i Paoly reo leila, ary ny amaraigna, izy nagnadio ny tegnany niaraka tamin-jareo, niditra takao an-tempoly, nagnambara ny vanim-potônan'ny andron'ny fagnadiovana, mandra-pagnatitra ny fagnatitr
|
Loading…
Reference in New Issue