auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 08:43:44 +03:00 committed by root
parent 6121e861cd
commit 5da5c9cbfd
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ino ma no tokony hataontsikana? Ho regnin-jareo tokoa fa tonga anao. Ka ataovy ze lazainay an'nao. Managna leila efatra ze nagnano voady zahay. Ento reo leila reo ary diovy miaraka amin-jareo ny tegnanareo, ary aloavy reo fandanian-jareo,
Ino ma no tokony hataontsikana? Ho regnin-jareo tokoa fa tonga anao. Ka ataovy ze lazainay an'nao. Managna leila efatra ze nagnano voady zahay. Ento reo leila reo ary diovy miaraka amin-jareo ny tegnanareo, ary aloavy reo fandanian-jareo, mbô hagnaratra ny lôny zareo. Ka ho fantatry ny ôla daôly fa reo ra ze nolazaina momba an'nareo de diso. Ho fantatr'zareo fa anao de magnaraka lalàna kô.

1
21/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy