auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 11:05:06 +03:00 committed by root
parent ee38486fa5
commit f11c76b2f3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo am'zao.
\v 23 \v 24 \v 25 \v 26 Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo am'zao.