auto save
This commit is contained in:
parent
cd103ed9e9
commit
e0d32f094a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 24 \v 25 \v 26 Eny, ary reo mpaminagny daôly nanomboka tamin'i Samoela sy reo ze tonga tafarany, de nitare sy nagnambara reo andro reo. Anareono zanak'reo mpaminagny sy ny fanekena ze nataon'Andriamanitra tam'reo razambe, araka ny nolazainy tamin'i Abrahama hoe: "Akao amin'ny taranakao no hotahiana reo fianakavena daôly eran-tany." Tafaran'ny nananganan'Andrimanitra ny mpanompony, de nandefa an'azy ho anareo alô izy, mba hitahy anareo amin'ny fialanareo amin'ny faratsianareo.
|
||||
\v 24 Eny, ary reo mpaminagny daôly nanomboka tamin'i Samoela sy reo ze tonga tafarany, de nitare sy nagnambara reo andro reo. \v 25 Anareono zanak'reo mpaminagny sy ny fanekena ze nataon'Andriamanitra tam'reo razambe, araka ny nolazainy tamin'i Abrahama hoe: "Akao amin'ny taranakao no hotahiana reo fianakavena daôly eran-tany." \v 26 Tafaran'ny nananganan'Andrimanitra ny mpanompony, de nandefa an'azy ho anareo alô izy, mba hitahy anareo amin'ny fialanareo amin'ny faratsianareo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 Fa nisy leila raika antsovina hoe: Ananiasy niaraka niaraka tamin'i Safira, nivarotra anjara tany, ary nasitrigny ny sasagny tam'reo volo vidiny (ny vadiny ihany kô de nahay an'zany), ary nitondra ny ampahany tam'zany ary nametraka azy teo an-tongotr'reo apostoly.
|
||||
\v 1 Fa nisy leila raika antsovina hoe: Ananiasy niaraka niaraka tamin'i Safira, nivarotra anjara tany, \v 2 ary nasitrigny ny sasagny tam'reo volo vidiny (ny vadiny ihany kô de nahay an'zany), ary nitondra ny ampahany tam'zany ary nametraka azy teo an-tongotr'reo apostoly.
|
Loading…
Reference in New Issue