auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 15:47:50 +08:00 committed by root
parent c9d64212a8
commit cd103ed9e9
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Mibebaha, noho zany, ary miveregna, mba ho vonoana ny fahotanareo, mba ho velombelona akeo agnatrehan'ny Tompo\v 20 anareo amin'ny fotôna; Ary andefa an'i Kristy ze vôtendry ho anao izy, de Jesosy.
\v 19 Mibebaha, noho zany, ary miveregna, mba ho vonoana ny fahotanareo, mba ho velombelona akeo agnatrehan'ny Tompo anareo amin'ny fotôna; \v 20 Ary andefa an'i Kristy ze vôtendry ho anao izy, de Jesosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 Izy le tsy maintsy ho raisin'ny Lagnitra ambara-patongavan'ny ora fameregnana amin'ny laoniny ny ra daôly, momba ze nolazain'Andriamanitra fahiny tamin'ny vavan'ny mpaminagny masina. Nitare takô i Mosesy hoe: "Ny Tompo Andriamanitra de hanangana mpaminagny ôtran'anà avy am'reo rahalanareo. Anareo hareigny ny ra daôly ze ho lazainy aminareo. Hitranga ny hoe: ze ôla daôly tsy mitaino izany mpaminagny zany de haringana tanteraka tsy ho aketo amin'ôla."
\v 21 Izy le tsy maintsy ho raisin'ny Lagnitra ambara-patongavan'ny ora fameregnana amin'ny laoniny ny ra daôly, momba ze nolazain'Andriamanitra fahiny tamin'ny vavan'ny mpaminagny masina. \v 22 Nitare takô i Mosesy hoe: "Ny Tompo Andriamanitra de hanangana mpaminagny ôtran'anà avy am'reo rahalanareo. Anareo hareigny ny ra daôly ze ho lazainy aminareo. \v 23 Hitranga ny hoe: ze ôla daôly tsy mitaino izany mpaminagny zany de haringana tanteraka tsy ho aketo amin'ôla."