diff --git a/03/19.txt b/03/19.txt index e2bcb61..728c610 100644 --- a/03/19.txt +++ b/03/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Mibebaha, noho zany, ary miveregna, mba ho vonoana ny fahotanareo, mba ho velombelona akeo agnatrehan'ny Tompo\v 20 anareo amin'ny fotôna; Ary andefa an'i Kristy ze vôtendry ho anao izy, de Jesosy. \ No newline at end of file +\v 19 Mibebaha, noho zany, ary miveregna, mba ho vonoana ny fahotanareo, mba ho velombelona akeo agnatrehan'ny Tompo anareo amin'ny fotôna; \v 20 Ary andefa an'i Kristy ze vôtendry ho anao izy, de Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/03/21.txt b/03/21.txt index 10a98d7..c76c26a 100644 --- a/03/21.txt +++ b/03/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 Izy le tsy maintsy ho raisin'ny Lagnitra ambara-patongavan'ny ora fameregnana amin'ny laoniny ny ra daôly, momba ze nolazain'Andriamanitra fahiny tamin'ny vavan'ny mpaminagny masina. Nitare takô i Mosesy hoe: "Ny Tompo Andriamanitra de hanangana mpaminagny ôtran'anà avy am'reo rahalanareo. Anareo hareigny ny ra daôly ze ho lazainy aminareo. Hitranga ny hoe: ze ôla daôly tsy mitaino izany mpaminagny zany de haringana tanteraka tsy ho aketo amin'ôla." \ No newline at end of file +\v 21 Izy le tsy maintsy ho raisin'ny Lagnitra ambara-patongavan'ny ora fameregnana amin'ny laoniny ny ra daôly, momba ze nolazain'Andriamanitra fahiny tamin'ny vavan'ny mpaminagny masina. \v 22 Nitare takô i Mosesy hoe: "Ny Tompo Andriamanitra de hanangana mpaminagny ôtran'anà avy am'reo rahalanareo. Anareo hareigny ny ra daôly ze ho lazainy aminareo. \v 23 Hitranga ny hoe: ze ôla daôly tsy mitaino izany mpaminagny zany de haringana tanteraka tsy ho aketo amin'ôla." \ No newline at end of file