auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-06-04 05:56:02 +08:00 committed by root
parent 9c83ae2e00
commit d912d39058
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Ny tenin'reo mpaminagny de momba an'zany, araka ny vôsoratra hoe:\v 15 "Afaran'reo ra reo de hiverigna za, ary hanagana ndre ny trano lain'i Davida za, ze efa roba. Hagnambôtra sy hamerigna amin'ny lôny ndre reo faharavany za, \v 17 mba hikaraka ny Tompo reo ôla sisa tavela, akao agnatin'zany reo Jentilisa daôly ze antsovina amin'ny agnarako." \v 18 Zao no nolazain'ny Tompo, reo ze efa nagnano reo ra reo ze efa fantatra tam'reo razambe talô. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny talô de mivaky ôtran'zao: "Zao no nolazain'ny Tompo, am'reo ze fantatra tamin'ny andro talô ny asany daôly.)
\v 15 Ny tenin'reo mpaminagny de momba an'zany, araka ny vôsoratra hoe:\v 16 "Afaran'reo ra reo de hiverigna za, ary hanagana ndre ny trano lain'i Davida za, ze efa roba. Hagnambôtra sy hamerigna amin'ny lôny ndre reo faharavany za, \v 17 mba hikaraka ny Tompo reo ôla sisa tavela, akao agnatin'zany reo Jentilisa daôly ze antsovina amin'ny agnarako." \v 18 Zao no nolazain'ny Tompo, reo ze efa nagnano reo ra reo ze efa fantatra tam'reo razambe talô. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny talô de mivaky ôtran'zao: "Zao no nolazain'ny Tompo, am'reo ze fantatra tamin'ny andro talô ny asany daôly.)