From d912d39058da78200d2d9cb3f09eb0bedcb1de1c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 05:56:02 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 15/15.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/15/15.txt b/15/15.txt index 8c4607b..e23daa9 100644 --- a/15/15.txt +++ b/15/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 Ny tenin'reo mpaminagny de momba an'zany, araka ny vôsoratra hoe:\v 15 "Afaran'reo ra reo de hiverigna za, ary hanagana ndre ny trano lain'i Davida za, ze efa roba. Hagnambôtra sy hamerigna amin'ny lôny ndre reo faharavany za, \v 17 mba hikaraka ny Tompo reo ôla sisa tavela, akao agnatin'zany reo Jentilisa daôly ze antsovina amin'ny agnarako." \v 18 Zao no nolazain'ny Tompo, reo ze efa nagnano reo ra reo ze efa fantatra tam'reo razambe talô. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny talô de mivaky ôtran'zao: "Zao no nolazain'ny Tompo, am'reo ze fantatra tamin'ny andro talô ny asany daôly.) \ No newline at end of file +\v 15 Ny tenin'reo mpaminagny de momba an'zany, araka ny vôsoratra hoe:\v 16 "Afaran'reo ra reo de hiverigna za, ary hanagana ndre ny trano lain'i Davida za, ze efa roba. Hagnambôtra sy hamerigna amin'ny lôny ndre reo faharavany za, \v 17 mba hikaraka ny Tompo reo ôla sisa tavela, akao agnatin'zany reo Jentilisa daôly ze antsovina amin'ny agnarako." \v 18 Zao no nolazain'ny Tompo, reo ze efa nagnano reo ra reo ze efa fantatra tam'reo razambe talô. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny talô de mivaky ôtran'zao: "Zao no nolazain'ny Tompo, am'reo ze fantatra tamin'ny andro talô ny asany daôly.) \ No newline at end of file