auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 7fba5edd90
commit d79b078ff3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady ts
Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra n