auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 594c9b7980
commit 7fba5edd90
4 changed files with 4 additions and 2 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady ts

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -1 +1 @@
Fa nisy leila raika antsovina hoe: Ananiasy niaraka niaraka tamin'i Safira, nivarotra anjara tany, ary nasitrigny ny sasagny tam'reo volo vidiny (ny vadiny ihany kô de nahay an'zany), ary nitondra ny ampahany tam'zany ary nametraka azy teo an-tongotr'reo apostoly.
\v 1 \v 2 Fa nisy leila raika antsovina hoe: Ananiasy niaraka niaraka tamin'i Safira, nivarotra anjara tany, ary nasitrigny ny sasagny tam'reo volo vidiny (ny vadiny ihany kô de nahay an'zany), ary nitondra ny ampahany tam'zany ary nametraka azy teo an-tongotr'reo apostoly.

View File

@ -1 +1 @@
Ary nagnantso an'reo apostoly hiditra zareo ary nikaroka ny nandidy an'azy reo tsy hiteny amin'ny agnaran'i Jesosy, ary namela an'azy reo hande. Izy reo de nandao ny fitsarana ampifaliana satria mendrika hitondra fafam-baraka ho an'le agnarana. Tafaran'zy isan'andro, tsy nijanona nampiantra sy nitory an'i Jesosy Kristy zareo, teo ankianjan'ny tempoly.
\v 40 \v 41 \v 42 Ary nagnantso an'reo apostoly hiditra zareo ary nikaroka ny nandidy an'azy reo tsy hiteny amin'ny agnaran'i Jesosy, ary namela an'azy reo hande. Izy reo de nandao ny fitsarana ampifaliana satria mendrika hitondra fafam-baraka ho an'le agnarana. Tafaran'zy isan'andro, tsy nijanona nampiantra sy nitory an'i Jesosy Kristy zareo, teo ankianjan'ny tempoly.