auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 16:36:03 +08:00 committed by root
parent a2d7a75c70
commit d3e95013fa
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 \v 33 De nagneiky ny baiko reo miaramila. Ary nalain'jareo i Paoly ka nentiny tamin'igny alina igny ho aigny Antipatria. Ny amaraignan'igny, ny ankamaroan'reo miaramila de nandaosa an'reo mpitikin-tsovaly mba ande hiaraka amin'azy fa zareo de niverigna taigny an-dapa. Rafa tonga taigny Kaisaria re mpitikin-tsovaly ka nanolotra taratasy hoan'i Governora, de nanolotra an'i Paoly tamin'azy kô.
\v 31 De nagneiky ny baiko reo miaramila. Ary nalain'jareo i Paoly ka nentiny tamin'igny alina igny ho aigny Antipatria. \v 32 Ny amaraignan'igny, ny ankamaroan'reo miaramila de nandaosa an'reo mpitikin-tsovaly mba ande hiaraka amin'azy fa zareo de niverigna taigny an-dapa. \v 33 Rafa tonga taigny Kaisaria re mpitikin-tsovaly ka nanolotra taratasy hoan'i Governora, de nanolotra an'i Paoly tamin'azy kô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 34 \v 35 Rafa namaky ny taratasy ny governora, de nagnotany ny faritany ze niaven'i Paoly izy. Ary rafa fantany fa avy aigny Klikia izy, de nitare hoe: "Za de hareigny tanteraka an'nao rafa tonga aketo reo mpiampanga an'nao." De nasainy nitanana takao amin'ny foiben'ny fanjakan'i Heroda izy.
\v 34 Rafa namaky ny taratasy ny governora, de nagnotany ny faritany ze niaven'i Paoly izy. Ary rafa fantany fa avy aigny Klikia izy, \v 35 de nitare hoe: "Za de hareigny tanteraka an'nao rafa tonga aketo reo mpiampanga an'nao." De nasainy nitanana takao amin'ny foiben'ny fanjakan'i Heroda izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Am'zao fotôna zao, Festony niditra tao amin'ny faritany ary telo andro taty afara, de niakatra avy tao Kaisaria izy ho aigny Jerosalema. Ny loham-pisorogna sy reo Jiosy manan-kaja de nitondra fagnamelôna hiampangana an'i Paoly, ka namporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly - ka naporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly ka hagnantso an'i Paoly ho aigny an-dalana.
\v 3 \v 1 Am'zao fotôna zao, Festony niditra tao amin'ny faritany ary telo andro taty afara, de niakatra avy tao Kaisaria izy ho aigny Jerosalema. \v 2 Ny loham-pisorogna sy reo Jiosy manan-kaja de nitondra fagnamelôna hiampangana an'i Paoly, ka namporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly - ka naporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly ka hagnantso an'i Paoly ho aigny an-dalana.