diff --git a/23/31.txt b/23/31.txt index 9d304f8..eaada9b 100644 --- a/23/31.txt +++ b/23/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 \v 32 \v 33 De nagneiky ny baiko reo miaramila. Ary nalain'jareo i Paoly ka nentiny tamin'igny alina igny ho aigny Antipatria. Ny amaraignan'igny, ny ankamaroan'reo miaramila de nandaosa an'reo mpitikin-tsovaly mba ande hiaraka amin'azy fa zareo de niverigna taigny an-dapa. Rafa tonga taigny Kaisaria re mpitikin-tsovaly ka nanolotra taratasy hoan'i Governora, de nanolotra an'i Paoly tamin'azy kô. \ No newline at end of file +\v 31 De nagneiky ny baiko reo miaramila. Ary nalain'jareo i Paoly ka nentiny tamin'igny alina igny ho aigny Antipatria. \v 32 Ny amaraignan'igny, ny ankamaroan'reo miaramila de nandaosa an'reo mpitikin-tsovaly mba ande hiaraka amin'azy fa zareo de niverigna taigny an-dapa. \v 33 Rafa tonga taigny Kaisaria re mpitikin-tsovaly ka nanolotra taratasy hoan'i Governora, de nanolotra an'i Paoly tamin'azy kô. \ No newline at end of file diff --git a/23/34.txt b/23/34.txt index 65ee9ce..4bc9a26 100644 --- a/23/34.txt +++ b/23/34.txt @@ -1 +1 @@ -\v 34 \v 35 Rafa namaky ny taratasy ny governora, de nagnotany ny faritany ze niaven'i Paoly izy. Ary rafa fantany fa avy aigny Klikia izy, de nitare hoe: "Za de hareigny tanteraka an'nao rafa tonga aketo reo mpiampanga an'nao." De nasainy nitanana takao amin'ny foiben'ny fanjakan'i Heroda izy. \ No newline at end of file +\v 34 Rafa namaky ny taratasy ny governora, de nagnotany ny faritany ze niaven'i Paoly izy. Ary rafa fantany fa avy aigny Klikia izy, \v 35 de nitare hoe: "Za de hareigny tanteraka an'nao rafa tonga aketo reo mpiampanga an'nao." De nasainy nitanana takao amin'ny foiben'ny fanjakan'i Heroda izy. \ No newline at end of file diff --git a/25/01.txt b/25/01.txt index 2245e1c..a07140b 100644 --- a/25/01.txt +++ b/25/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Am'zao fotôna zao, Festony niditra tao amin'ny faritany ary telo andro taty afara, de niakatra avy tao Kaisaria izy ho aigny Jerosalema. Ny loham-pisorogna sy reo Jiosy manan-kaja de nitondra fagnamelôna hiampangana an'i Paoly, ka namporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly - ka naporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly ka hagnantso an'i Paoly ho aigny an-dalana. \ No newline at end of file +\v 3 \v 1 Am'zao fotôna zao, Festony niditra tao amin'ny faritany ary telo andro taty afara, de niakatra avy tao Kaisaria izy ho aigny Jerosalema. \v 2 Ny loham-pisorogna sy reo Jiosy manan-kaja de nitondra fagnamelôna hiampangana an'i Paoly, ka namporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly - ka naporisika an'azy sy nangataka tamin'azy zareo mba hampidi-doza an'i Paoly ka hagnantso an'i Paoly ho aigny an-dalana. \ No newline at end of file