auto save
This commit is contained in:
parent
be52a4d386
commit
d2944d76cf
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 Ny andro magnaraka de tonga takao am'tanànan'ny Sidona zahay, ze nitondran'i Jolio an'i Paoly tam'hatsaram-pagna ary namela an'azy hande ho aigny am'reo namany handray ny fikarakaran'jareo.\v 4 Avy taigny zahay no nande an-dranomasina ary nentsambo nagnaraka ny morogn'ny Kyprosy, nagnakeky ny nosy, satria nanoitra an'nay ny rivotra. \v 3 Avy akeo netsambo namakivaky ny ranomasina zahay ary nagnakeky ny sisin-tanin'ny Kilika sy Pamfilia, tonga takao Myra zahay, tananàn'ny Lykia. \v 6 Taigny, ny kapiteny de nahita sambo raika avy aigny Aleksandria ze hetsambo ho aigny Italia. Napetrany takao am-zany zahay.
|
||||
\v 3 Ny andro magnaraka de tonga takao am'tanànan'ny Sidona zahay, ze nitondran'i Jolio an'i Paoly tam'hatsaram-pagna ary namela an'azy hande ho aigny am'reo namany handray ny fikarakaran'jareo.\v 4 Avy taigny zahay no nande an-dranomasina ary nentsambo nagnaraka ny morogn'ny Kyprosy, nagnakeky ny nosy, satria nanoitra an'nay ny rivotra.\v 5 Avy akeo netsambo namakivaky ny ranomasina zahay ary nagnakeky ny sisin-tanin'ny Kilika sy Pamfilia, tonga takao Myra zahay, tananàn'ny Lykia. \v 6 Taigny, ny kapiteny de nahita sambo raika avy aigny Aleksandria ze hetsambo ho aigny Italia. Napetrany takao am-zany zahay.
|
Loading…
Reference in New Issue