From d2944d76cf27cbe2bb999ee93ba6615ad70eac00 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 4 Jun 2020 05:50:57 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 27/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/27/03.txt b/27/03.txt index 1b908b3..6ad1d05 100644 --- a/27/03.txt +++ b/27/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Ny andro magnaraka de tonga takao am'tanànan'ny Sidona zahay, ze nitondran'i Jolio an'i Paoly tam'hatsaram-pagna ary namela an'azy hande ho aigny am'reo namany handray ny fikarakaran'jareo.\v 4 Avy taigny zahay no nande an-dranomasina ary nentsambo nagnaraka ny morogn'ny Kyprosy, nagnakeky ny nosy, satria nanoitra an'nay ny rivotra. \v 3 Avy akeo netsambo namakivaky ny ranomasina zahay ary nagnakeky ny sisin-tanin'ny Kilika sy Pamfilia, tonga takao Myra zahay, tananàn'ny Lykia. \v 6 Taigny, ny kapiteny de nahita sambo raika avy aigny Aleksandria ze hetsambo ho aigny Italia. Napetrany takao am-zany zahay. \ No newline at end of file +\v 3 Ny andro magnaraka de tonga takao am'tanànan'ny Sidona zahay, ze nitondran'i Jolio an'i Paoly tam'hatsaram-pagna ary namela an'azy hande ho aigny am'reo namany handray ny fikarakaran'jareo.\v 4 Avy taigny zahay no nande an-dranomasina ary nentsambo nagnaraka ny morogn'ny Kyprosy, nagnakeky ny nosy, satria nanoitra an'nay ny rivotra.\v 5 Avy akeo netsambo namakivaky ny ranomasina zahay ary nagnakeky ny sisin-tanin'ny Kilika sy Pamfilia, tonga takao Myra zahay, tananàn'ny Lykia. \v 6 Taigny, ny kapiteny de nahita sambo raika avy aigny Aleksandria ze hetsambo ho aigny Italia. Napetrany takao am-zany zahay. \ No newline at end of file