auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent 1052ed780e
commit cf3f88e750
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa natazagna ze nataon'i Paoly reo vahôka betsaka be de nanandratra ny feony zareo, nitare tamin'ny fitenin'ny Lykonia hoe: "Nidigna avy aigny an-dagnitra ho amintsika amin'ny endrikôla reo andriamanitra." Nagnantso an'i Barn
Rafa natazagna ze nataon'i Paoly reo vahôka betsaka be de nanandratra ny feony zareo, nitare tamin'ny fitenin'ny Lykonia hoe: "Nidigna avy aigny an-dagnitra ho amintsika amin'ny endrikôla reo andriamanitra." Nagnantso an'i Barnabasy zareo hoe: "Jopitera", ary Paoly "Merkory", satria izy no mpandaha-teny. Ny mpisorogn'i Jopitera, ze ny tempoly de takeo avelan'ny tanàna, de nitondra omby sy fehilôha vy takeo am-bavahady; izy sy ny vahôka betsaka be nikasa hagnome sorogna.