auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent ea761876cd
commit 1052ed780e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy leila raika nipetraka takao Lystra malemy ny tongony, hatraigny an-kibon-dreniny, ze efa tsy nande hatram'zay. Io leila io nandregny an'i Paoly nikoragna. Paoly nanatrika an'azy tsara takeo amin'ny masony ka natazagna fa managna finoana ny ho sitrana izy. Ka nilaza tamin'azy izy tamin'ny feo mahery hoe: "Mitsangàna amin'ny tongotrao." Noho ny avekeo le leila de nitsambikimbikina ary nande take
Nisy leila raika nipetraka takao Lystra malemy ny tongony, hatraigny an-kibon-dreniny, ze efa tsy nande hatram'zay. Io leila io nandregny an'i Paoly nikoragna. Paoly nanatrika an'azy tsara takeo amin'ny masony ka natazagna fa managna finoana ny ho sitrana izy. Ka nilaza tamin'azy izy tamin'ny feo mahery hoe: "Mitsangàna amin'ny tongotrao." Noho ny avekeo le leila de nitsambikimbikina ary nande takeo amin'ny magnodidina.

1
14/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa natazagna ze nataon'i Paoly reo vahôka betsaka be de nanandratra ny feony zareo, nitare tamin'ny fitenin'ny Lykonia hoe: "Nidigna avy aigny an-dagnitra ho amintsika amin'ny endrikôla reo andriamanitra." Nagnantso an'i Barn