auto save
This commit is contained in:
parent
120ac4891f
commit
c1f76a6f48
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Avekeo zareo nagnambara ny filazantsara takao am'zany tanàna zany ka nahazo mpianatra betsaka, niverina takao Lystra zareo, taigny Ikonioma, sy taigny Antiokia. Zareo de nanohy nampa
|
Avekeo zareo nagnambara ny filazantsara takao am'zany tanàna zany ka nahazo mpianatra betsaka, niverina takao Lystra zareo, taigny Ikonioma, sy taigny Antiokia. Zareo de nanohy nampahery ny fanahin'reo mpianatra ary namporisika an'azy mbô hanohy akao amin'ny finoana, no sady nilaza fa: "Tsy maintsy amin'ny fahorena betsaka be no hidirantsika akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra."
|
Loading…
Reference in New Issue