diff --git a/14/21.txt b/14/21.txt index 1f40492..051bb5c 100644 --- a/14/21.txt +++ b/14/21.txt @@ -1 +1 @@ -Avekeo zareo nagnambara ny filazantsara takao am'zany tanàna zany ka nahazo mpianatra betsaka, niverina takao Lystra zareo, taigny Ikonioma, sy taigny Antiokia. Zareo de nanohy nampa \ No newline at end of file +Avekeo zareo nagnambara ny filazantsara takao am'zany tanàna zany ka nahazo mpianatra betsaka, niverina takao Lystra zareo, taigny Ikonioma, sy taigny Antiokia. Zareo de nanohy nampahery ny fanahin'reo mpianatra ary namporisika an'azy mbô hanohy akao amin'ny finoana, no sady nilaza fa: "Tsy maintsy amin'ny fahorena betsaka be no hidirantsika akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/14/23.txt b/14/23.txt new file mode 100644 index 0000000..774dd6b --- /dev/null +++ b/14/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze na \ No newline at end of file