auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent 120ac4891f
commit c1f76a6f48
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avekeo zareo nagnambara ny filazantsara takao am'zany tanàna zany ka nahazo mpianatra betsaka, niverina takao Lystra zareo, taigny Ikonioma, sy taigny Antiokia. Zareo de nanohy nampa
Avekeo zareo nagnambara ny filazantsara takao am'zany tanàna zany ka nahazo mpianatra betsaka, niverina takao Lystra zareo, taigny Ikonioma, sy taigny Antiokia. Zareo de nanohy nampahery ny fanahin'reo mpianatra ary namporisika an'azy mbô hanohy akao amin'ny finoana, no sady nilaza fa: "Tsy maintsy amin'ny fahorena betsaka be no hidirantsika akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra."

1
14/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze na