auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 17:06:19 +03:00 committed by root
parent 71ce842eaa
commit bf7f323079
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy hatraigny de nagnambara an'i Jesosy takao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. Ze daôly naregny an'azy de gaga ary nikoragna hoe: "Tsy io ôla io ma no na
Avy hatraigny de nagnambara an'i Jesosy takao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. Ze daôly naregny an'azy de gaga ary nikoragna hoe: "Tsy io ôla io ma no namono reo takaigny Jerosalema ze nagnantso tamin'io Agnarana io? Tonga taketo izy mbô haka an-jareo ho fatorana ho aigny amin'ny mpisorognabe." Fa lasana nihanahery i Saoly, ary nampahory ny