auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 16:45:11 +03:00 committed by root
parent 9d587cc40d
commit 71ce842eaa
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De lasa i Ananiasy, ary niditra takao amin'ny tragno. Nametraka ny tagnany takeo amin'azy, de nitare izy hoe: "Ralahy Saoly, ny Tompo Jesosy, ze nibôgna taminao taigny an-dalana rafa nankaty anao, no nandefa anà taty mbô mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina." Teo no eo de ra ôtran'ny kiran-dapia no niendaka avy hatraigny takeo amin'ny mason'i Saoly, ary nahiratra izy; nitsangana izy
De lasa i Ananiasy, ary niditra takao amin'ny tragno. Nametraka ny tagnany takeo amin'azy, de nitare izy hoe: "Ralahy Saoly, ny Tompo Jesosy, ze nibôgna taminao taigny an-dalana rafa nankaty anao, no nandefa anà taty mbô mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina." Teo no eo de ra ôtran'ny kiran-dapia no niendaka avy hatraigny takeo amin'ny mason'i Saoly, ary nahiratra izy; nitsangana izy ary natao batisa; ary nihinana izy ka nahazo hery. Nipetraka niaraka tam'reo mpianatra takao Damaskosy nandritry ny andro maro izy.

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy hatraigny de nagnambara an'i Jesosy takao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. Ze daôly naregny an'azy de gaga ary nikoragna hoe: "Tsy io ôla io ma no na